msh_rev_text_udb/13/03.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 3 Gny lohan'ny gny bibi-dia raiky la atao raha fa maty , kanefa sitrana gny ratsy saiky nahafaty gnazy. Voho tseriky gny tany iaby ka nagnaraky gny bibi-dia. \v 4 Voho la niankohoky koa teo amin'ny gny dragona rozy, fotony ie ro nagnome gny fahefany ho gnan'ny bibi-dia. Niankohoky teo amin'ny gny bibi-dia, koa, rozy, voho niresaky hoe:" Ia ro manahaky gny bibi-dia?" voho " Ia ro afaky mialy aminy?"