msh_rev_text_udb/12/13.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 13 Lafa nahay gny dragona fa nazera tamin'ny tany ie, la nagnenjiky gny ampela niteraky zazalahy ie. \v 14 Fa gny ampela la namea elatsy roan'ny voromahery bevata , ka la afaky nitily nagnagny amin'ny gny toera nikarakarainy ho gnazy tagny agn'efitsy. Io gny toera hitsijoa gnazy, mandritsy gny telo tao voho tapany_-mba tsy ho jerin'ny gny menarana .