msh_rev_text_udb/12/11.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 11 Rozy la naharesy gnazy tamin'ny lion'ny Anak'aondry voho tamin'ny teny fijoroan-drozy vavolombelo, fa tsy nankamamy gny fiaignany sasy rozy ndra la faty aza. \v 12 Nohon'io , mifalia, nareo ry lagnitsy, voho zay iany mipetraky ao aminy. Fa mitandrema gny amin'ny tany voho gny ranomasina fotony gny devoly la nijotso tegny aminareo. Feno fahatezera ie, fotony hainy fa fotoa tsy ampy ro sisa hanagnany.