1 line
451 B
Plaintext
1 line
451 B
Plaintext
\v 7 Sady nisy aly tagny an-dagnitsy. Mikaela voho reo anjely la nialy tamin'ny gny dragona; voho gny dragona voho gny anjeliny la namaly aly. \v 8 Fa tsy natanjaky gny dragona ka tsy naharesy. Ka tsy nisy toera ho gnazy voho reo anjeliny sasy tagny an-dagnitsa. \v 9 Gny dragona bevata_-zay nanera fahiny natao hoe devoly na satana, gny namitaky gnan'izao tontolo zao__ la natoraky tegny ambonin'ny tany, voho reo anjeliny la natoraky niaraky taminy. |