msh_rev_text_udb/12/05.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 5 Niteraky zazalahy ie, zay hanapaky gny firenena manontolo miaraky amin'ny tehim-by. Gny ananany la nala an-keriny ho agny amin-Dranagnahary voho ho eo amin'ny seza fiandriana, \v 6 sady gny ampela la nandositsy nagnagny agn'efitsy , zay nisy toera fa namean-Dranagnahary ho gnazy, ka la ho voakarakara mandritsy gny 1260 ie.