\v 3 Tsy misy olo baka an-dagnitsy na eto an-tany na ambonin'ny tany kaafaky hanokatsy gny horonan-taratasy na hamaky gnan'io.\v 4 Nitagny mareo aho-fotony tsy nisy olo hita mendriky gny hanokatsy gny horonan-taratasy na hamaky gnan'io. \v 5 Kaaaaafa raiky tamin'ireo loholona niresaky tamiko hoe:" Ka mitagny. Indo! Lay lion'ny fokon'i Joda ,lay solofon'i Davida , la nandresy Afaky gny hanokatsy gny horona-taratasyvoho reo tombo-kase fito ie.