\v 4 Nisy seza fiandriana roapolo efatsamby nagnodidy lay seza fiandriana, voho loholona roapolo efatsamby ro nipetraky teo agnabon'ireo seza fiandriana, niakanjo foty, niaraky tamin'ny satro-boninahitsy volamena tegny amin'ny lohan-drozy. \v 5 Bakamin'ilay seza fiandriana ro nisy tsela-pahazava, kotroko, voho kotro-baratsy. Nisy jiro fito nirehitsy teo agnatrehan'ny seza fiandriana, jiro zay fagnahy fiton-Dranagnahary