\v 5 Niteraky zazalahy ie, zay hanapaky gny firenena manontolo miaraky amin'ny tehim-by. Gny anany la nala an-keriny ho agny amin-Dranagnahary voho ho eo amin'ny seza fiandriana, \v 6 sady lay ampela la nandositsy nagnagny agn'efitsy , zay nisy toera fa namean-Dranagnahary ho gnazy, ka la ho voakarakara mandritsy gny 1260 ie.