auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2022-03-13 05:37:30 +03:00 committed by root
parent ff327a35e8
commit f50ead49c6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Bakeo lay anjely hitako nitsanga teo agnabony ranomasina voho teo amin'ny tany, nanandratsy gny ta
\v 5 Bakeo lay anjely hitako nitsanga teo agnabony ranomasina voho teo amin'ny tany, nanandratsy gny tagnany havana tagny an-danitsa. \v 6 Ie nianiana tamin'ilay raiky zay velo mandrakizay doria, zay namoro gny lanitsa voho zay iaby ao agnatin'io, gny tany voho zay iaby ao agnatin'io, voho gny ranomasina voho zay iaby agnatin'io, voho lay anjely niresaky hoe:" Tsy hisy fandignasa sasy. \v 7 Fa amin'ny andro raiky l