auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2022-03-22 07:17:06 +03:00 committed by root
parent 4e3fb599f1
commit cc24e6fff1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Sady na
\v 1 Sady nasehon'ilay anjely gnahy lay onin'ny ranon'ny fiaigna, malio manahaky gny kristaly . Io la mikoriana bakagny amin'ny seza fiandrianan-Dranagnahary voho gny Anak'aondry \v 2 mamakivaky eo agnivon'ny lalan'ny tana. Sady gny andanin'ny roe amin'ny ony la samby misy lay hazon'ny fiaigna, mamoa karaza voa foloroamby, voho io mamoa gny voany