auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2022-05-30 15:53:37 +03:00 committed by root
parent 80c970f49f
commit c52d87e1e6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Sorato ho gnan'ny anjelin'ny fiangona ao efesosy hoe:" Reto gny safa bakamin'ny zay mitanjaky reo kintana fito amin'ny tagnan-kavanany sady mandeha eo amin'ireo fanaovan-jiro volamena fito, \v 2 " haiko zay fa vitanao voho gny asa mafinao sady gny fiaretanao maharitsy. Haiko fa tsy afaky handefitsy amin'ny olon-draty iha. Haiko fa nitsapanao reo zay milaza gnan-drozy ho apostoly, nefa tsy ie, sady hitanao rozy fa sandoky.
\v 1 Sorato ho gnan'ny anjelin'ny fiangona ao efesosy hoe:" Reto gny safa bakamin'ny zay mitanjaky reo kintana fito amin'ny tagnan-kavanany sady mandeha eo amin'ireo fanaovan-jiro volamena fito, \v 2 " haiko zay fa vitanao voho gny asa mafinao sady gny fiaretanao maharitsy. Haiko fa tsy afaky handefitsy amin'ny olon-draty iha. Haiko fa nitsapanao reo zay milaza gnan-drozy ho apostoly, nefa tsy ie, sady jerinao rozy fa sandoky.