auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2022-03-22 07:07:06 +03:00 committed by root
parent 81319a197c
commit 887b811870
1 changed files with 1 additions and 0 deletions

1
21/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Gny vavahady foloroamby la vato soa foloroamby; gny kirakiraiky amin'ireo vavahady la vita tamin'ny vato soa raiky. Reo lalam-be teo an-tana la volamena tsy misy fangarony, manahaky gny fitaratsy mangarahara. \v 22 Tsy nahita tempoly tao amin'ny tana aho, fotony Tompo Ndranagnahary Tsitoha voho gny Anak'aondry