auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2022-03-12 17:21:16 +03:00 committed by root
parent 17a094c683
commit 6346221660
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Nisy anjely hafa avy, nitanjaky finga volamena fagnoroa ditin-kazo magnitsy, nitsanga teo agnabon'ny alitara. Ditin-kazo magnitsy maro ro namea gnazy mba hanolorany gnan'io mbamin'ny vavaky gny mpino manontolo eo agnabon'ny aliatar volamena fagnoroa ditin-kazo magnitsy
\v 3 Nisy anjely hafa avy, nitanjaky finga volamena fagnoroa ditin-kazo magnitsy, nitsanga teo agnabon'ny alitara. Ditin-kazo magnitsy maro ro namea gnazy mba hanolorany gnan'io mbamin'ny vavaky gny mpino manontolo eo agnabon'ny aliatar volamena fagnoroa ditin-kazo magnitsy eo agnatrehan'ny sezam-boninahitsy. \v 4 Gny setrok'ilay ditin-kazo magnitsy, mbamin'ny vavak'ireo mpino , la niakatsy teo agnatrehan-Dranagnahary bakamin'ny tagnan'ny anjely. \v 5 nangalaky lay finga fagnoroa ditin-kazo magnitsy lay anjely sady ameno gnan'io tamin'ny bolo bakeo amin'ny alitara. Bakeo natsipiny