auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2022-03-12 16:56:47 +03:00 committed by root
parent 47b1b78726
commit 1aac01d000
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 Nohon'io antony io, la eo agnatrehan'ny seza fiandrianan-Dranagnahary rozy, voho mivavaky aminy andro aman'alina ao amin'ny tempoliny. Gny raiky zay nipetraky teo amin'ny seza fiandriana la hamelatsy gny lainy amin-drozy. \v 16 tsy ho mosare sasy rozy, na han
\v 15 Nohon'io antony io, la eo agnatrehan'ny seza fiandrianan-Dranagnahary rozy, voho mivavaky aminy andro aman'alina ao amin'ny tempoliny. Gny raiky zay nipetraky teo amin'ny seza fiandriana la hamelatsy gny lainy amin-drozy. \v 16 tsy ho mosare sasy rozy, na hangetaheta ndraiky. tsy hamely gnazy gny masoandro, na gny hafana magnoro. \v 17 Fa gny Anak'aondry eo agnivon'ny seza fiandriana ro ho mpiaraky gnan-drozy voho hitari-dala gnan-drozy agny amin'ny loharanon'ny rano velo, sady hofafan-Dranagnahary gny ranomaso manontolo amin'ny mason-drozy."