@ -0,0 +1 @@
\v 9 Niakatsy teo ambonin'ny tany lemaky rozy sady nagnodidy gny tobin'ireo mpino, lay tana malala. Nefa nisy bolo nizotso bakagny an-danitsa sady nandripaky gnan-drozy. \v 10 Gny devoly , zay namitaky gnan-drozy, la natsipy tao amin'ny