msh_rev_text_udb/03/21.txt

1 line
282 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-03-12 06:23:36 +00:00
\v 21 Lay raiky zay mandresy , hatolotsy gnazy gny zo hipetraky miaraky amiko eo amin'ny seza fiandrianako, manahaky gny nandreseako koa ka nipetrahako niaraky tamin'ny Raiko teo amin'ny seza fiandrianany. \v 22 Ao zay manan-tsofy hihaino zay resahin'ny Fagnahy amin'ireo fiangona."