msh_psa_text_udb/58/01.txt

1 line
261 B
Plaintext

Ho gnany gny mpipaiky hira; atao Al-Tashheth. Salamo nataon'i Davida. Miktama. \v 1 Mila gny hato va nareo ry mpanapaky? Mitsara an-kato va nareo, ry olo? \v 2 Aha, manao gny haratia am-ponareo ao nareo; mizara serisery manera gny tany ami-gny tagnanareo nareo.