msh_psa_text_udb/52/01.txt

1 line
354 B
Plaintext

Ho gnany mpipaiky hira Maskilan'i Davida; lafa avy hisafa gnan'i Saoly i Doega Edomita, ndraiky nisafa tagnaminy hoe: " Avy an-tragnon'i Ameleka ao i Davida." Nagnino iha ro mirehareha ami-gny fanovan-draty, iha johary mahery? Avy isanandro gny famalozampon-Dranagnahary. \v 2 Gny lelanao mikasa fagnapoteha manaky gny hareza maragnitsy, miasa am-pitaky.