msh_psa_text_udb/106/37.txt

1 line
344 B
Plaintext

\v 37 Nanao soro reo anakilahy voho reo anakampela ho gnan'ireo domoina rozy. \v 38 Nandatsaky lio tsy manan-tsiny rozy, la gny lion'ireo anakilahy voho anakampelan-drozy zay nataon-drozy soro ho gnan'ireo sampin'i Kanana; ka nanimbasimba gny tany tamy gny lio. \v 39 Voaloto tamy gn'ireo asany; manahak'ireo mijangajanga rozy nohony gnataony.