msh_psa_text_udb/42/01.txt

1 line
285 B
Plaintext

Ho an'ny mpipaiky hira. Miskilan'ireo anaky lahin'i Kora. \v 1 Manahaky gny fandrengea magniry rano mikoria mare, ro hetahetako ho Gnanao, ry Ndranagnahary. \v 2 Mangetaheta an-Dranagnahary zaho, ho an'ilay Ndranagnahary velo . Mbia zaho ro ho avy vo hiseho eo agnatrehan-Dranagnahary?