1 line
293 B
Plaintext
1 line
293 B
Plaintext
\v 8 Hinjanjy zay Volagnin'i Yaveh Ndranagnahary zaho, fa Ie hilongo amin'ny olony, vo reo mpagnara-dia mahatoky. Sady tsy himpoly amin'ny lalan'ny fahadala ndraiky rozy. \v 9 Gny famonjena la azo antoky fa eo agnilan'ireo zay matahotsy Gnazy; sady hitoetrt amin'ny tagnaminay gny voninahitra. |