|
\v 11 Iha ro mahay gny haheriny gny siakao,voho gny helokao zay manahaky amin-gny havaka anao? \v 12 Koa ampianaro zahay mba handiniky gny fiaignanay mba hahafahanay miay am-pahendrena. \v 13 Mimpolia, Yaveh! Mandram-pahoviana izao? Mandefera amin'ireo mpanomponao. |