1 line
357 B
Plaintext
1 line
357 B
Plaintext
\v 32 Nampasiaky gnan'i Yaveh teo amin-gny ranon'i Meriba rozy, ka nijaly Mosesy amin-drozy avao. \v 33 Nampijaly gnan'i Mosesy rozy, ka la nisafa mahery Ie. \v 34 Tsy nandrava reo firenena zay nandidian'i Yaveh rozy, \v 35 nefa rozy nitoretoreo tamin'ireo firenena lako ka nanao gny fataony \v 36 sady nanompo reo sampiny, say mandrary fandrika gnan-drozy. |