\v 24 La nataon-drozy tsy misy dikany gny tany mahavokatry; tsy nino gny fampanantenany rozy; \v 25 fa lasa nimenimeny tao an-dainy, sady tsy nankato gnan'i Yaveh.