\v 8 ho an'ireo rahalahiko vo reo namako la hisafa zaho hoe: " Ho eo agnaminareo anie gny fiadana." \v 9 Ho an'ny tragnon'i Yaveh Ndranagnaharintsika, la hila gny mahasoa nareo zaho.