msh_psa_text_udb/125/01.txt

1 line
362 B
Plaintext

Firira fiakara. \v 1 Reo zay mahatoky gnan'i Yaveh la manahaky gny Tendrombohitsy Ziona, tsy azo hozongozony, maharitsy mandrakizay. \v 2 Manahaky reo tendrombohitsy magnodidy an'i Jerosalema, ro hiodidian'i Yaveh gny vahoakiny henanizao vo mandrakizay. \v 3 Tsy tokony hanapaky ao amin'ny tanin'ny to gny tehin'ny mpanao raty. Laha tsy zay la mety hanao gny to.