msh_psa_text_udb/149/08.txt

1 line
204 B
Plaintext

\v 8 Hamatotsy gny mpanjakany amin'ny rojo rozy sady gny manan-kaja amin'ny rojovy. \v 9 Hampihatsy gny fitsara zay voasoratsy rozy la ho voninahitsy ho an'ny olony mahatoky iaby. Mandrengea gnan'i Yaveh.