msh_psa_text_udb/79/12.txt

1 line
247 B
Plaintext

\v 12 Valio impito heny eo am-pofoan'ireo firenena maritsy gnanay fa nagniratsirany Gnanao, ry Tompo. \v 13 Fa rahay olonao vo aondry fiandrianao la hagnatitsy fisaora Gnanao mandrakizay. Hagnambara fandrengea Gnanao rahay amin'ireo manahaky iaby.