\v 1 Lay mipetraka eo ambany fialofan'ilay Avo Indrindra la himpetraka ao amin-gny alok'ilay Tsitoha. \v Hivola gny amin'i Yaveh zaho hoe: " Ie ro fialofako voho fiarova mahery, Ndranagnahariko,zay hianteherako"