|
Salamo nataon'i Davida. \v 1 Ho gnanao, Yaveh, ro ampagnamboniako gny fagnahiko! \v 2 Ndranagnahariko o, matoky anao aho. Ka enga ho megnatsy aho; ka enga ho faly amign'ny fandresea ahy gny fahavaloko. \v 3 Tsy misy ho megnatsy ze manao fihetsiky mamerivery tsy amign'antony! |