msh_psa_text_udb/68/32.txt

1 line
216 B
Plaintext

\v 32 Mibekoa ho an-Dragnahary, nareo fanjakan'ny gny tany, Sela: Mihira fandrengea ho gnan'i Yaveh. \v 33 Ho gnazy ze miakatsy ami-lagnitsy gny lagnitsy, la nisy tami-fotoa taloha; Ingo, Ie magnaka-peo ami-gny hery.