msh_psa_text_udb/29/06.txt

1 line
239 B
Plaintext

\v 6 Mampitsamboko gnan'i Libanona manahaky gnanak'aomby voho Siriona manahaky gny vanton'aomby Ie.\v 7 Gny feon'i Yaveh la mamoky lelam-bolo.\v 8 Gny feon'i Yaveh la mapihozongozo gny tany efitry ;Yaveh mampangozohozo gny efitr'i Kadesy.