1 line
281 B
Plaintext
1 line
281 B
Plaintext
\v 48 Afaky tamin'ireo fahavaloko zaho! Eka tokoa, nampiakarinao ambonin'ireo zay nijoro hanohitsy gnahy! Nagnavotanao tamin'ireo johary mahery fihetsiky zaho. \v 49 Noho zay la hagnome fisaora ho gnanao amin'ireo firenena zaho, ry Yaveh; hihira fandrengea ho an'ny agnaranao zaho! |