\v 33 Ataovo haingam-pandeha manahaky gny diera gny tombony sady mametraky gnahy egny amin'ireo toerany abo! \v 34 Magnazatsy gny tagnako ho amin'ny aly ie gny sandriko hamoritsy gny tsipiky saba.