\v 6 Nikaiky gnan'i Yaveh zaho tao agntin'ny fahoriako, nikaiky vonjy tamin'ny Ndranagnahariko zaho. Janjigny gny feoko bakamin'ny tempoliny; gny vonjiko la avy teo agnatrehany; avy tao an-tsofiny zay.