1 line
296 B
Plaintext
1 line
296 B
Plaintext
\v 2 Yaveh ro harambatoko, fiarova mafiko, zay manday fiarova ho gnahy; Ie ro Ndranagnahariko; harambatoko, mialoky ao Aminy zaho. Ie ro ampingako, tandrokin'ny famonjeko, vo fiarova mafy ho gnahy. \v 3 Hiantso gnan'i Yaveh zay mendriky ho hengea zaho, sady ho voavonjy amin'ireo fahavaloko zaho. |