\v 16 Eka tokoa, ry Yaveh, mpanomponao zaho; mpanomponao zaho; anaky lahin'ny mpanompo vavinao; nalanao reo fatotro. \v 17 Hanome gny sorom-posaora ho Gnanao zaho sady hikaiky gny agnaran'i Yaveh.