\v 9 Hanompo gnan'i Yaveh agny amin'ny tanin'ny velo zaho. \v 10 Nino Gnazy zaho, na lafa nivola aza zaho hoe: " Tena ory zaho." \v 11 Nivola tsy amin-pihevera zaho hoe: " Mpavandy gny olo iaby."