|
\v 7 Sady nihotsy vo nihorohoro gny tany; nohorohoro vo nihovitrovitsy avao koa gny fototr'ireo tendrombohitsy fotony neloky Ndranagnahary. \v 8 Niakatsy gny setroky bakamin'ny lavakoriny, sady afo miredareda ro niboaky gny vavany. Nirehitsy tamin'izay gny vain'afo. |