msh_psa_text_udb/87/01.txt

1 line
263 B
Plaintext

Hira nataony reo anaky lahin'i Kora; tognon-kira. \v 1 Egny an-tendrombohitra masy ro mitsanga gny tana ze nataony; \v 2 Tian'i Yaveh mihoatsy gny lain'i Jakoba iaby gny varavagna bevatan'i Ziona. \v 3 Volagny aminao gny raha mahatseriky,tagnan-Ndranagnary. Sela.