msh_psa_text_udb/138/01.txt

1 line
368 B
Plaintext

Salamo nataon'i Davida.\v 1 La hahome fisaora Anao amin'ny foko iaby zaho;anginan'ireo ndragnahary ro hihirako fidera ho Anao.\v 2 Hiankohoky eo amin'ny fiangonanao masina zaho sady hanome fisaora gny agnaranao tamin'ny fagnekenao marina voho tamin'ny gny fahamendreham-pitokianao.Nanao gny resakao voho gny angaranao ho raha bevata mandilatry gny raha hafa iaby Iha.