1 line
313 B
Plaintext
1 line
313 B
Plaintext
\v 16 Fa ao hisinisiny vo hifaly agnaminao reo iaby mila Gnanao; ao gny iaby tea gny famonjenao hisafa traky farany hoe: " Horengea anie Yaveh". \v 17 Mahantra vo ory zaho; nefa mihevitsy gny momba gnahy gny Tompo. Iha ro famonjena gnahy sady avy amin'ny fagnavota gnahy Iha; aza mitarendretra, Ndranagnahariko o. |