msh_psa_text_udb/40/07.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 7 La hoy zaho hoe: " Ingo, avy zaho; voasoratsy ao amin'ny horonam-boky gny momba gnahy. \v 8 Sitrako gny hanao gny sitra-ponao, Ndranagnahariko o; ato am-poko gny lalagnao". \v 9 Fa nagnambara vaovao mahafalin'ny fahamarignanao tamin'ny fiangonan-dehibe zaho; Yaveh o, haiko fa tsy nangina tamin'ny fanaova zay gny molotro.