|
\v 6 Nalako gny enta-mavesatsy teo an-tsorony, afaky tamin'ny fihazogna sobiky gny tagnany. \v 7 Nikaiky mare tao agnatin'ny alahelonao iha, la namonjy gnanao Zaho; namaly gnanao tamin'ny kotro-draho maiky Zaho. Nitsapa gnanao tao amin'ny ranon'i Meriba Zaho. Sela |