\v 6 Meloky reo firenena sady voahozongozo reo fanjaka; nanandratsy gny feony Ie, ka nilenty gny tany. \v 7 Mikasiky antsika Yaveh tompon'ny maro; gny Ndranagnaharin'i Jakoba ro fialofanay. Sela