\v 125 Mpanomponao zaho; omae fahazavan-tsay zaho mba hahaizako gny lilim-pagnekenao. \v 126 Fotoa hiasan'i Yaveh zao, fa nandika gny lalanao gny olo.