\v 3 Namatotsy gnan-drozy talin'ny fahafatesa, sady gny fandriky gny Fiainan-tsy hita la nagnatriky gnahy, nahatiaro fangirifiria vo alahelo zaho. \v 4 La nikaiky gny agnaran'i Yaveh zaho nanao hoe: " Miangavy ry Yaveh, avoto gny aiko."