msh_psa_text_udb/41/07.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 7 Reo iaby malay gnahy mira-mitakoritsiky mamango gnahy; magnantena gny handratsy gnahy rozy. \v 8 Hoy rozy hoe: " Misy arety mafy mifikitsy agnaminy; zao ie matory, ka tsy hitsanga sasy." \v 9 Eka fa na la gny namako marikitry aza, izay natokisako, izay nihina gny mofoko, la fa nananga gny ombalahin-tomboky hanohitsy gnahy.