msh_psa_text_udb/141/03.txt

1 line
196 B
Plaintext

3 Ry Yaveh, asio mpiamby eo amin'ny gny tsihoviko;ambeno gny varavaran'ny gny sogniko. 4 Ka enga hagniry raha raty gny foko na hagnomba gnolo mpanao raty hanota.Ka enga hihina hanisoan-drozy zaho.