msh_psa_text_udb/73/18.txt

1 line
339 B
Plaintext

\v 18 Napetrakao tamin'ny toera malama tokoa rozy; naetrinao tamin'ny faharava rozy. \v 19 Indrisy fa avy afitra rozy tagnatin'ny fotoa kely! Avy amin'ny fahatapera rozy ka miafara amin'ny horohoro mahatsiravina. \v 20 Manahaky gny nofy afaran'ny fifohaza rozy; Tompo o, lafa miary Iha, la tsy hihevitsy na ino na ino amy regny nofy regny.